Entry | 1 mananty |
Root | 2 tanty |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miandry zavatra hianjera ka mandray io zavatra io amin' ny tanana velarina: Tsy mahay mananty baolina ialahy 5 Mangataka: Mananty an-tanan-droa aminao, Tompoko [1.1] |
Explanations in English |
6 to hold out both hands for something; to collect in a basket [1.7] |
Explanations in French |
7 recevoir sur les deux mains; ramasser dans un panier [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mananty |
Updated on 2023/10/20 |