|
|
|
|

Entry1  tantazana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Andrasana hianjera ka raisina eo ambonin' ny tanana velarina na ao anaty zavatra: Tantazo iny baolina iny ~ Tantazo amin' ny satrokao ireto vola madinika ireto
Raisina: Tokony hotantazantsika tsara izay anjara omen' Andriamanitra antsika
Explanations in English  4  [1.7] to be collected in a basket
Explanations in French  5  [1.8] qu'on ramasse dans un panier
Root  6  tanty
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Updated on 2024/12/11