Entry |
mpanjaka
(zaka)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Olona voahosotra na atsangana ho mpitondra ny fanjakana, izay sady mitondra no manapaka ary mandidy, ka fahefana ifandovana no ananany izany [1.1]
|
Explanations in English | The sovereign [1.2]
|
Explanations in French | Roi, reine, souverain [1.3]
|
Examples |
1 | Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka:
[2.293]
|
2 | Rahefa maty, hono, ny mpanjaka taloha, tsy mba natao hoe "maty" fa "miamboho", ary rahefa nalevina, tsy mba natao hoe "nalevina" fa "nafenina".
[2.472]
|
|
Morphology |
Simple : |
mpanjaka,
mpanjakako,
mpanjakanao,
mpanjakany,
mpanjakantsika,
mpanjakanay,
mpanjakanareo,
mpanjakan',
mpanjakan- |
|
Compound words |
|
Hyponyms |
|
Proverbs |
Article |
|
Entry |
Mpanjaka
|
Part of speech | name (biblical)
|
Explanations in English | Boky anankiroa ao amin' ny Baiboly: 1 Mpanjaka,
2 Mpanjaka
[2.996]
|
| Two of the books of the Bible: 1 Kings,
2 Kings
[2.996]
|
Explanations in French | Deux des livres de la Bible: 1 Rois,
2 Rois
[2.996]
|
Vocabulary |
Article |
|