Entry | 1 manapaka |
Root | 2 tapaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandidy zavatra amin-java-maranitra na amin' ny fomba hafa ka tarangana mizara roa misaraka ilay zavatra: Nisy nanapaka na pensiliko Mampiato, mampijanona: Aza misy manapaka ny teniko Mandidy: Iza no afaka hanapaka ny amin' ny aiko sy ny fananako Tsy tonga miasa na mianatra: Tsy mbola nanapaka io mpiasa io hatramin' ny nidirany |
Explanations in English |
5 [1.7] to cut off, to cut across to settle or decide; to rule; to govern |
Explanations in French |
6 [1.8] couper en travers décider; gouverner 7 [1.13] trancher, couper |
Examples |
8 Renilezo mihitsy no manapaka ny zavatra rehetra. [2.324] 9 Ny fahatelo, atsimo mianavaratra, manapaka ireo roa voalohany, miala any Antanambao ary mivarina any Alaotra, misy tokony ho 30 kilaometatra. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word manapaka |
Anagrams | 19 |
Updated on 2025/01/21 |