Entry | manapa-kota | |
Elementary words | manapaka ; hota | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | [Sakalava] Manakoaba eo am-pihinanana [1.78] | |
Mampiato ny fisakafoan' olona izay mbola eo am-pihinanana: Aza fady, tompoko, fa manapa-kota (teny enti-miala tsiny raha, ohatra, ka handao olona mbola eo am-pisakafoana) [1.1] | ||
Anagrams | manapa-kota, taom-pakana |
Updated on 2023/03/08 |