Entry (1/2) | 1 hota |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fomba fitsako zavatra efa avy notsakoina ka aloa ndray fa tsy atelina [Tanala]
[1.78] 4 Hanina notsakoina ka aloa; hanina voatsakon' ny reny ka omeny ny zanany: Tsy tsara ny manome hota ny zaza [1.1] |
Explanations in English |
5 anything chewed [1.7] |
Explanations in French |
6 Bouchée de nourriture mâchée par la mère et donnée ensuite à l’enfant [1.3#272] 7 bouchée de nourriture qu'on mâche [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 hota |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in French |
16 (dans le Sud) Ce serait le nom d'une herbe indéterminée d'après Dandouau. [1.196] |
Vocabulary |
17 Botany |
Anagrams | 18 hato, hota, taho, toha-, toha |
Updated on 2023/08/11 |