Entry | 1 manapaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mandidy zavatra amin-java-maranitra na amin' ny fomba hafa ka tarangana mizara roa misaraka ilay zavatra: Nisy nanapaka na pensiliko Mampiato, mampijanona: Aza misy manapaka ny teniko Mandidy: Iza no afaka hanapaka ny amin' ny aiko sy ny fananako Tsy tonga miasa na mianatra: Tsy mbola nanapaka io mpiasa io hatramin' ny nidirany |
Explanations in English |
4 [1.7] to cut off, to cut across to settle or decide; to rule; to govern |
Explanations in French |
5 [1.8] couper en travers décider; gouverner 6 [1.13] trancher, couper |
Examples |
7 [2.324] Renilezo mihitsy no manapaka ny zavatra rehetra. 8 [2.472] Ny fahatelo, atsimo mianavaratra, manapaka ireo roa voalohany, miala any Antanambao ary mivarina any Alaotra, misy tokony ho 30 kilaometatra. |
Root | 9 tapaka |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word manapaka |
Anagrams | 20 ampakana, ampanàka, manapaka |
Updated on 2025/02/16 |
![]() |