|
|
|
|

Entry1  fandidiana
Root  2  didy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanapahana: Inty ny antsy fandidiana mofo
5  Fandrasana: Fandidian-kena
6  Fanetezana lamba ho akanjo: Mila fahatzana ny fandidiana akanjo
7  Fandrasana nofo na fanapahana taova ao amin' ny tenan' ny olombelona mba hapalana aretina: Natao omaly ny fandidiana an-dRakoto
8  Fifehezana, fanapahana: Rabe no tompon' ny fandidiana eto amin' ny faritany
9  Fandaharana: Nantsoiny ny zanany fa hanao ny fandidiana ny fananany izy [1.1]
10  antsy [Bezanozano] [1.78]
Explanations in English  11  cutting; surgery;
12  the act of commanding [1.7]
Explanations in French  13  action de couper; chirurgie
14  commandement [1.8]
15  découpage; chirurgie [1.13]
Examples  16  Jona no fotoana fandidiana vary. [2.442#]
17  Indraindray dia ilaina ny fandidiana. [2.424#329]
18  Ianao ihany no tompon' ny fandidiana ao amin' ny taninao. [2.508#]
Analogs  19  fanapahana
Quotes  20  Texts mentioning fandidiana

Anagrams  21  andidifana, fandidiana

Updated on 2024/12/09