|
|
|
|

Entry1  fanapahana
Root  2  tapaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fizarana (zavatra) roa misaraka tsara: Fanapahana mofo
5  Fiatoana, fijanonana: Tsy nitohy ny fivoriana, fa nisy fanapahana kely teo amin' ny mitataovovonana
6  Fandidiana: An' ny lehiben' ny fokontany ny fanapahana ny amin' izany
7  Tsy fahatongavana hiasa: Nohony fanapahanao telo andro dia hanesorana ny karamanao [1.1]
Explanations in English  8  the act of cutting; the act of deciding; government, authority [1.7]
Explanations in French  9  action de couper; action de prendre une décision; gouvernement, autorité [1.8]
10  coupe, découpage, tranchage, tronçonnage, décision, interruption, amputation [1.13]
Examples  11  Anaovana fitànana an-tsoratra ny fanapahana nofaranana. [1.320#]
12  Azy ny fanapahana, ka izay ataony mahatrara antitra azy! [2.298#]
Analogs  13  fandidiana
Compound words 

Updated on 2024/12/03