|
|
|
|

Entry1  vavadidy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Loaka atao amin' ny fanambanin' ny lafaoro fanempoana vy, mba handehanan' ny rivotra tsara mampirehitra ny afo
Explanations in French  4  [1.13][vava didy] tuyère de forge
Elementary words  5  vava, didy

Anagrams  6  dadivavy, divadiva, vavadidy

Updated on 2025/01/21