|
|
|
|

Entry1  mpandidy
Root  2  didy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  [1.3#101] celui qui coupe, découpe, commande, le testateur
Examples  6  Ilay mpandidy no mitarika ny hevitra hierana ny amin' izay mety hatao. [2.285#]
7  Rahefa lasa ny Dokotera mpandidy, mbola nijanona ny Mpamorom-panafody mba hanohizany ny fitsaboana an-dRainimanonja. [2.270#]
Proverbs  8  Proverbs containing the word mpandidy

Updated on 2024/01/26