|
|
|
|

Entry1  mpandidy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1]
Explanations in French  4  [1.3#101] celui qui coupe, découpe, commande, le testateur
Examples  5  [2.285#] Ilay mpandidy no mitarika ny hevitra hierana ny amin' izay mety hatao.
6  [2.270#] Rahefa lasa ny Dokotera mpandidy, mbola nijanona ny Mpamorom-panafody mba hanohizany ny fitsaboana an-dRainimanonja.
Root  7  didy
Proverbs  8  Proverbs containing the word mpandidy

Updated on 2024/12/11