|
|
|
|

Entry1  vatodidy
Elementary words  2  vato, didy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Karazam-bato menamena madini-bolo sady malemilemy no tsy dia malama, ka atao fandranitana antsy tsara na fiasana (rehefa voavoatra toy izany ny vatodidy dia atao hoe vatoasana) mora pehina koa ny vatodidy ka ampiasaina hanaovana sary na haingontrano
Explanations in English  5  [1.2] a soft kind of stone, used in ornamental stonework, and making lamp-stands and hearths. It is probably a kind of actinolite schist.
Explanations in French  6  [1.13] grès
Examples  7  Nisy fanaovan-jiro vatodidy lava tongotra teo afovoan' ilay efitra. [2.643#]
8  misy fanaka maro vita tamin'ny vatodidy, toy ny vilany, vilia kely fandoroana emboka, vilia tsangambava, sns. [2.508#]
Vocabulary  9  Geology
Synonyms  10  vatovary
Compound words 

Updated on 2024/12/10