Entry | 1 didimananjara |
Elementary words | 2 didy, manan-jara |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomban' akanjo atohy amin' ny tenany eo ambonimbony manandrify ny tratra, fa tsy mba eo amin' ny valahana: Hasiana didimananjara, hono, ny akanjon-dRasoa 5 Ny akanjo misy izany fomban' akanjo izany: Mitondra akanjo didimananjara Ramavo [1.1] |
Explanations in English |
6 a method of cutting out women's garments [1.2] |
Examples |
7 Sarifilanelina didimananjara daholo, na lehibe na kely, na lahy na vavy. [2.472#] |
Vocabulary |
8 Economy: clothing |
Updated on 2023/11/20 |