Entry | 1 dinidy |
Root | 2 didy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Voadidy, didiana: Nodinidin' ny Fanjakana vao haingana ny fanondranana akondro. / Nodinidinao firy ilay voasary ? |
Explanations in English |
5 [1.2] [passive with infix] |
Explanations in French |
6 [1.3#101] coupé, découpé, commandé, ordonné, à qui on a commandé, dont on a disposé |
Morphology |
|
Synonyms | 10 voadidy |
Anagrams | 11 dinidy, nididy |
Updated on 2024/01/26 |