|
|
|
|

Entry1  didiana
Root  2  didy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tetehina na tapahina na silahina na hetezana: Didio io hena io dia atokony /Nodididian' iza itỳ akanjonao itỳ?
Ampanaovina, asaina atao: Efa nodidian' ny Fanjakana izany
Omena didy, omena baiko: Didiako ianao hivoaka ny trano
Explanations in English  5  [1.2] to be cut, to be ordered
6  [1.7] to be cut
to be commanded
Explanations in French  7  [1.8] qu'on coupe
à qui on commande
Examples  8  Ny ila sofiny didiana hisy ra mijananàka. [2.1022#]
9  fa izany fampodianao ny vadiko izany, matavy ka tsy azo didiana. [2.69#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing the word didiana

Anagrams  15 

Updated on 2025/01/21