|
|
|
|

Entry1  didiana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tetehina na tapahina na silahina na hetezana: Didio io hena io dia atokony /Nodididian' iza itỳ akanjonao itỳ?
Ampanaovina, asaina atao: Efa nodidian' ny Fanjakana izany
Omena didy, omena baiko: Didiako ianao hivoaka ny trano
Explanations in English  4  [1.2] to be cut, to be ordered
5  [1.7] to be cut
to be commanded
Explanations in French  6  [1.8] qu'on coupe
à qui on commande
Examples  7  [2.1022#] Ny ila sofiny didiana hisy ra mijananàka.
8  [2.69#] fa izany fampodianao ny vadiko izany, matavy ka tsy azo didiana.
Root  9  didy
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing the word didiana

Anagrams  15  adadiny, adidina, andidia, didiana

Updated on 2025/01/21