|
|
|
|

Entry1  manaja tena
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tsy mampiseho toetra na fomba ratsy mety hanala baraka tena, fa vonona hitana ny laza soa ananana; io fomban-piteny io koa anefa dia enti-milaza ireo miolonolona tsy mety hihosinkosina amin' ny raharaha iraisana, fa toa mihatakataka
Elementary words  4  manaja, tena

Updated on 2024/12/07