Entry (1/3) | 1 sisa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny kely tafajanona amin' ny be efa lany na efa afaka: Nomen' Ikoto ny saka ny sisany. / Handeha kely izahay aloha, hoy ireto mpiasa, fa rahampitso mamita ny sisa Ny ambiny: Iny misy vola roanjato; alao amin' iny ny karamanao nitaona vato, ary dia avereno aty amiko ny sisa Ny tavela tsy voalaza: Andriamanitra no nanao ny olona, ny zavamaniry sy ny sisa |
Explanations in English |
4 [1.7] a remnant, a residue |
Explanations in French |
5 [1.8] reste, restant |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word sisa |
Entry (2/3) | 20 Sisa |
Part of speech | 21 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
22 [2.996] Kish |
Explanations in French |
23 [2.996] Qish |
Vocabulary |
24 Holy Scriptures |
Biblical quotes | 25 Chapters and verses mentioning Sisa |
Entry (3/3) | 26 Sisà |
Part of speech | 27 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
28 [2.996] Shisha |
Explanations in French |
29 [2.996] Shisha |
Vocabulary |
30 Holy Scriptures |
Biblical quotes | 31 Chapters and verses mentioning Sisà |
Anagrams | 32 |
Updated on 2025/01/21 |