Entry | 1 sisana |
Root | 2 sisa |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza zavatra asiana sisa: Tsy nosisany ny laoka ka voatery hividy indray isika Enti-milaza ny olona amelana sisa: Tongava fa hosisanay vary ianao rahariva |
Morphology |
|
Anagrams | 9 |
Updated on 2025/01/21 |