|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanisana
Root  2  isa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fijerena ny isan-javatra na isan' olona
Explanations in English  5  [1.7] the act of counting
Explanations in French  6  [1.3, 1.8] l'action de compter
7  [1.13] pointage, enregistrement, recensement
Examples  8  fanisana ny mponina sy fanisana ny tanora ampy taona tokony hanao raharaha miaramila; [4.27]
9  Teo amin' ilay fotoana fanisana rakitra ka mangina fa tratra ny ao am-piangonana, no nisy gaona kely niditra. [2.472]
Compound words 
Article  13  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Entry (2/3)14  fanisana
Root  15  sisa
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  [1.1] Famelana sisa; fanokanana; fitahirizana
Explanations in French  18  [1.3] l'action de laisser des restes, la cause

Entry (3/3)19  Fanisana
Part of speech  20  name (biblical book)
Explanations in Malagasy  21  [2.611] (fanafohezana Fanis) na hoe Nomery = Izany no iantsoana azy, satria ny fanisana ny Vahoakan' Israely no fanombohany.
Explanations in English  22  [3.1] Numbers: one of the books of the Bible
Explanations in French  23  [3.1] Nombres: un des livres de la Bible
Vocabulary  24  Holy Scriptures
Synonyms  25  nomery, nomery, nomery
Article  26  Randzavola: Fanisana

Anagrams  27  fanasina, fanisana, fasinana, nanasafy, nifanasa

Updated on 2023/08/11