|
|
|
|

Entry1  tapa-porohana sisa tsy may
Elementary words  2  tapaka, forohana, sisa, tsy, may
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza ny kely sisa tamin' ny zavatra kay saika efa lany tanteraka, na olona vitsy na tokana sisa tsy maty tamin' ny olona saika efa maty avokoa [1.1]
Synonyms  5  akanga sisa nanamborana

Updated on 2023/06/05