Entry | 1 tapa-porohana sisa tsy may |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ny kely sisa tamin' ny zavatra kay saika efa lany tanteraka, na olona vitsy na tokana sisa tsy maty tamin' ny olona saika efa maty avokoa |
Elementary words | 4 tapaka, forohana, sisa, tsy, may |
Synonyms | 5 akanga sisa nanamborana |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |