Entry (1/2) | 1 fanisa |
Root | 2 isa |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba enti-manisa 5 Azo isaina: Tsy fanisa itony voan-javatra itony [1.1] |
Explanations in French |
6 ce qu'on peut compter, manière d'énumérer [1.3] 7 numération [1.13] |
Entry (2/2) | 8 fanisa |
Root | 9 sisa |
Part of speech | 10 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
11 Fomba enti-manisa na mamela sisa 12 Azo asisa, azo amelana sisa: Ny hanina toy itony tsy mba fanisa, hoy ilay sarotra [1.1] |
Anagrams | 13 asafin, fañasy, fanisa, fasany, fasina, fisana, nasafy, safina, Sifaña |
Updated on 2023/01/20 |