|
|
|
|

Entry1  isaina
Root  2  isa
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Lazaina ny isany: Isao ireny vorona manidina ireny raha vitanao
5  Heverina ho anisan'ny: Nisainay ho namanay ianao tamin'ny fisoratana anarana hitsangantsangana [1.1]
Explanations in French  6  qu'on compte, qu'on énumère, qu'on met au nombre de. Azo isaina ho lehilahy ny zanakao (Votre enfant peut compter pour un homme, peut être mis au nombre des hommes) [1.3]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word isaina

Anagrams  13  aisina, isaina, isiana

Updated on 2023/01/20