Index |
|
|
|
Proverbs : isaina
|
|
|
Proverb 1 | Na manga aza ny voantay, tsy mba nisain' ny olona ho tsikovoka akory. [2.558 #2726]
Tsy misy manga noho ny voantay ; fa ratsy mpilaza, ka tsy mba nisain' ny olona ho tsikovoka. [2.415 #3085]
Tsy misy manga noho ny voantay, fa ratsy mpilaza ka tsy nisain' ny olona ho tsikovoka. [2.558 #4729]
|
French translation | Rien n' est aussi beau qu'un bousier mais parce qu' on a mal parlé de lui, il n' est pas compté parmi les dytiques. [2.415 #3085]
|
French interpretation | Se disait des gens qui ont mauvaise réputation. [2.415 #3085]
|
|
|
Proverb 2 | Tsy misy manga noho ny voantay ; fa ratsy mpilaza, ka tsy mba nisain’ ny olona ho tsikovoka. [2.653]
|
|
|
Index |
|
|