|
|
|
|

Entry1  tsy tambo isaina
Elementary words  2  tsy tambo, isaina
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] be dia be ka tsy azo isaina, tsy hita isa intsony
Explanations in English  5  [1.7] innumerable
Explanations in French  6  [1.3, 1.8] innombrable
Examples  7  [2.69] Ary ny havany tontolo tsy tambo isaina
8  [2.59] noho ny famindrampòny tsy tambo isaina
9  [1.353] Maro ny andevony, hono, ka tsy tambo isaina.

Updated on 2024/12/07