|
|
|
|

Entry1  isan-jato
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza ireo antokon' ny mponina manao fanompoana izay mitsinjarazara ho zato isaky ny iray tarika
ampahany raha atao ara-keviny amin' ny zato: Ny valopolo isan-jato amin' ny Malagasy dia mpamboly
Explanations in French  4  [1.13] pourcentage
Vocabulary  5  Mathematics: arithmetic
Elementary words  6  isa, zato
Titles  7  Ny isan-jato sy isan' arivo nanisan-dRadama I, Mpanjaka tamin' Imerina Ambanilanitra (Rainianjanoro)
Proverbs  8  Proverbs containing the word isan-jato

Anagrams  9  Anjoatsy, antsojay, isan-jato

Updated on 2025/01/21