Entry | 1 zato |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Sivy amby sivifolo ampiana iray, na folo impolo: Zato taona 4 Ireto avy ny isa milaza ny isan-tokony zato: zato, roanjato, telonjato, efajato, dimanjato, eninjato, fitonjato, valonjato, sivinjato [1.1] |
Explanations in English |
5 a hundred [1.7] |
Explanations in French |
6 cent [1.3, 1.8, 1.13] |
International |
7 100 8 C [3.1] |
Examples |
9 Misy zato mahery ny mpiasa amin' ny toby iray. [2.472] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Titles | 28 Antananarivo zato taona lasa izay (Rabary Jean-Joseph) |
Proverbs | 29 Proverbs containing the word zato |
Tables and plates |
30 The Numbers |
Article |
31 Andriamihaja: Fanisana vaovao 32 Randzavola: zato ao amin' ny Baiboly (=> isa) |
Anagrams | 33 tazo, zato |
Updated on 2024/10/03 |