Entry (1/2) | 1 fahazato |
Root | 2 zato |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in English |
4 [1.2#797][fahazatony] a hundredth 5 [1.7] a hundredth part, percent |
Explanations in French |
6 [1.3#869][fahazatony] la centième partie 7 [1.3#869][fahazato] le centième 8 [1.8] le centième, pourcent |
Examples |
9 Ny taona 1918 dia fankalazana ny fahazato taonan' ny nidiran' ny Filazantsara teto Madagasikara. [2.356#] 10 fa mbola maty tanora ihany ny maty amin' ny fahazato taonany, ary efa zato taona ny mpanota vao ho tratry ny ozona. [2.996#] |
Vocabulary |
11 Mathematics: arithmetic |
Analogs | 12 ampahazato |
Titles | 13 Fahatsiarovana ny fahazato taonan' ny namonoana an-dRafaralahy Andriamazoto : Martiora malagasy faharoa 1838-1938 (Rabary Jean-Joseph) |
Entry (2/2) | 14 fahazato |
Root | 15 zato |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in English |
17 [1.2#797] one hundred fathoms long |
Explanations in French |
18 [1.3#869] cent brasses |
Vocabulary |
19 Space |
Updated on 2024/12/12 |