|
|
|
|

Entry1  akaikikaiky
Root  2  akaiky
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.62] tsy dia lavitra loatra; somary eo anila; antomotra ihany
Explanations in French  5  [1.3][akekikeky] assez proche, assez près
Examples  6  Efa mba akaikikaiky ny fotoam-pinjinjana, ka velom-bolo ny tantsaha [1.62]
7  Nanatona akaikikaiky izy hitazana. [2.472]
Morphology 
8  Simple :
Derivatives 
9  Active verbs :
Other spellings  10  akekikeky

Updated on 2025/01/21