|
|
|
|

Entry1  mifanakaikikaiky
Root  2  akaikikaiky
Part of speech  3  active verb
Allegation  4  sahala [1.1]
Examples  5  Ny fizarana ny iray volana ho herinandro efatra samy miafara amin' ny andro fahafilo, araka ny fanaon' ny Babyloniana, dia mifanahatahaka sy mifanakaikikaiky amin' ny fotoana ananan' ny volana ny endrika efatra (phases) eo amin' ny fiovaovany, dia ny isinam-bolana, ny tsinan-kerinandro (vakindoso), ny fenomanana, ary ny roatokombolana. [1.38]

Updated on 2023/01/20