Entry (1/3) | 1 sahala |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja...: Mandehana amin' izao ianareo fa efa sahala izao ny anjaranareo 4 Mitovy fa tsy sahala ireto satroka roa ireto, be vidy kokoa iroa volombatolalaka iroa 5 Sahala amy...: tahaka ny, toy ny: Ny maka tsy miera dia sahala amin' ny mangalatra ihany. [1.1] |
Explanations in English |
6 alike, the same; cf. mitovy, tahaka, toy [1.7] |
Explanations in French |
7 identique, même [1.8] |
Examples |
8 sahala ihany izany, hoy Zaka. [2.5] 9 Malagasy sahala amiko avokoa ireo. [2.4] 10 Ny sandriny iray sahala amin' izao. [2.606] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 16 sahalahala, mitovitovy, mifanahantsahana, mifanahatahaka, mifanendrahendra, mifandraidraika, mifandrindrarindra, mifanakaikikaiky, mifanentanentana, mifanendrihendry |
Analogs | 17 sahalahala, mitovitovy, mifanahantsahana, mifanahatahaka, mifanendrahendra, mifandraidraika, mifandrindrarindra, mifanakaikikaiky, mifanentanentana, mifanendrihendry |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 20 sahalà |
Part of speech | 21 imperative of adjective sahala [Full list] |
Explanations in French |
22 soyez égaux; terme par lequel on souhaite aux plaideurs qu'il n'y en ait aucun de vaincu [1.3] |
Entry (3/3) | 23 sahala |
Part of speech | 24 adjective |
Explanations in Malagasy |
25 antonona: vilany sahala [Tanosy]
[1.78] |
Anagrams | 26 hasala, lahasa, sahala, sahalà |
Updated on 2023/10/02 |