|
|
|
|

Entry1  akeky
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in French  3  [1.3] voisin, proche, près, auprès: Akekin' ny tranoko ny azy (Sa maison est voisine de la mienne) ~ Akeky ihany ny alehako (Je vais tout près) ~ Akeky foana ny tranony (Sa maison est tout près) ~ Akeky lavitra ny tanàna (Le village est près, mais le chemin qui y mène est long) ~ Mipetraha eto akekiko (Asseyez-vous ici près de moi)
Examples  4  Ny zavatra ao akeky ny fantsakana [2.48]
5  dia akeky alakarabo andro vokatra [2.48]
6  Ary ny Borozany rehetra isam-paheniny, ary isam-pirazanana ao anatin'ny am-paheniny hiany izany, dia samy vory avokoa, ao amin'izay fotoana hiangonany, ao akeky ny fokony hiany [2.59#107]
Morphology 
7  Simple :
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
13  Adverbs :
Other spellings  14  akaiky
Compound words 

Anagrams  17 

Updated on 2025/01/21