|
|
|
|

Entry1  akeky jerena
Elementary words  2  akeky, jerena
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1][akaiky jerena] ilazana toerana izay toa akaiky raha tazanina, nefa lavitra rehefa aleha
Explanations in French  5  [1.3] Qui parait près à la vue

Updated on 2023/04/16