|
|
|
|

Entry (1/2)1  mody mandry
Elementary words  2  mody, mandry
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  tafandry lalana, izany hoe mandry eo amin' ny tanàna iray fa mbola ho any amin' ny tanàna hafa [1.1]
Explanations in English  5  to go to a place for the purpose of doing some business and to sleep there or somewhere near the day before [1.2#454]
Explanations in French  6  coucher une nuit en voyage [1.3#456]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Entry (2/2)10  mody mandry
Elementary words  11  mody, mandry
Part of speech  12  locution
Explanations in Malagasy  13  enti-milaza ny olona maty [1.1#750]
Explanations in English  14  to die [1.2#454, 1.7]
Explanations in French  15  mourir [1.3#456, 1.8, 1.5#217]
Examples  16  Ny mody mandry sy ny mitampody : ny mody mandry misimisy kokoa [2.558]
17  Mbola tsy tapitra tafavoaka izy rehetra dia lasa nody mandry ilay lahi-antitra [2.587]
18  Ahoana moa hoy Andrianampoinimerina, fony izy hody mandry ka nanao fara jery an' ilay silaky ny ainy [2.296#29]
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :
Other spellings  22  modimandry

Anagrams  23  modimandry, mody mandry, modymandry

Updated on 2023/04/16