|
|
|
|

Entry1  mpivady
Root  2  vady
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  [1.3#797] Les époux
Examples  6  Resaky ny mpivady efa nisaraka. [2.69#217]
7  Fa ireto mpivady vao, iza moa izy ireo? [1.369#]
8  Nofafazany rano tamin' izay ireo mpivady. [2.442#83]
Vocabulary  9  Relationships: family
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word mpivady

Updated on 2024/12/11