|
|
|
|

Entry1  mampody vady
Elementary words  2  mampody, vady
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny fampakaram-bady taloha raha notsorina ny fanaovana azy ka ny ray aman-dreny roa tonta no irahin' ny fianakavian-drazazavavy hanatitra ny vodiondry ary tsy misy fanasam-be amoria-mpianakavy
mampiverina indray ny vady nisintaka
manao fanambadiana tsotra, tsy malaza
Explanations in English  5  [1.2] to marry a wife, but not to make it a time of feasting or rejoicing
to bring home again, or to try to do so, a wife who has been separated from her husband
6  [1.7] to bring one's wife back after almost separating
Explanations in French  7  [1.3] rappeler son épouse qui été séparée
épouser une femme sans aucune solennité extérieure
8  [1.8] ramener sa femme à la maison après s'être presque séparés

Updated on 2024/12/07