Entry | 1 mampody vady |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ny fampakaram-bady taloha raha notsorina ny fanaovana azy ka ny ray aman-dreny roa tonta no irahin' ny fianakavian-drazazavavy hanatitra ny vodiondry ary tsy misy fanasam-be amoria-mpianakavy mampiverina indray ny vady nisintaka manao fanambadiana tsotra, tsy malaza |
Explanations in English |
4 [1.2] to marry a wife, but not to make it a time of feasting or rejoicing to bring home again, or to try to do so, a wife who has been separated from her husband 5 [1.7] to bring one's wife back after almost separating |
Explanations in French |
6 [1.3] rappeler son épouse qui été séparée épouser une femme sans aucune solennité extérieure 7 [1.8] ramener sa femme à la maison après s'être presque séparés |
Elementary words | 8 mampody, vady |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |