|
|
|
|

Entry (1/2)1  mivady
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka] milely
4  [1.1] Miray
Miaraka na mivelona toy ny mpivady: Olona mivady ireny fa tsy mianadahy akory
Enti-milaza olona iray sy ny vadiny: Lasa any an-tsena ry Rainikoto mivady
Explanations in French  5  [1.3] Être mari et femme: Tonga Rainipatsa mivady (Rainipatsa est arrivé avec sa femme)
6  [1.13] s'accoupler, se marier
Root  7  vady
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word mivady

Entry (2/2)14  mivady
Part of speech  15  active verb
Explanations in Malagasy  16  [1.1] Miara-droa, lomisy: Nividy kiraro telo mivady izy tamin' ny Krismasy
Tsara miaraka: Mivady tsara lahy ny palitao sy pataloanao ireny
Explanations in French  17  [1.3] Être par couple, par paire, avoir son complément, son pendant, son pareil, son semblable: Venty sy kirobo no nividianako ireo bitro mivady ireo (Ce couple de lapins m'a coûté deux francs) ~ Tsy mivady tsara ireo kavina ireo (Ces pendants d'oreilles ne sont pas bien pareils)
Root  18  vady
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :
Compound words 

Anagrams  23  adivim, diavim, divaim, mivadi-, mivady, vidiam

Updated on 2025/02/02