Entry | 1 fivadiana |
Root | 2 vady |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Firaisana, fiaraha-miaina toy ny mpivady 5 Fiarahana: Tsy dia tsara ny fivadian' ny palitao mavokely sy ny pataloa maitso tanora [1.1] |
Explanations in French |
6 L’état de ceux qui sont mariés, le motif [1.3#797] 7 accouplement [1.13] |
Updated on 2020/07/31 |