|
|
|
|

Entry (1/2)1  namana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka, Sihanaka, Tanala] vady
4  [1.78] [Tanala] andefimandry
5  [1.1] Olona miara-dava amin' ny tena noho ny fifankahazoan-tsaina sy fitovian-toetra: Namana tsy mahafoy an-dRabe Rakoto
Ny olona manodidina anao na ny olombelona hafa rehetra: Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao
Enti-milaza ny iray amin' ireo zavatra mandeha roa lalandava, na lomisy: Ny kofehy no naman' ny fanjaitra / Tsy hitako ny nalehan' ny naman' ity kiraro ity
Mitovy, azo alahatra amy..., azo heverina ho toy ny...: Ny manafina zavatr' olona, hono, naman' ny mangalatra / Tonga tsy miarahaba naman' ny tezitra, lasa tsy manao veloma naman' ny sosotra
Explanations in English  6  [1.2] a companion, a partner, a comrade, a neighbour. See sakaiza, havana.
7  [1.7] a companion, a neighbor; an accomplice; a thing that belongs with something else, as one of a pair
Explanations in French  8  [1.3#449, 1.8] compagnon
9  [1.3#449] Prochain, complice; ce qui fait la paire, ce qui va avec d’autres, ce qui est uni avec d'autres objets
10  [1.8] voisin; comparse; une chose qui va avec une autre, comme l'un d'une paire, partenaire
Examples  11  Nigagana ny fahanginana ny namana. [2.270#]
12  Misy ny olona dia , saro-tiana sy tsy matoky namana! [2.4#]
13  Nahoana ise no tsy te hanatri-maso ity namana fahiny? [2.895#]
Derivatives 
14  Names :
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word namana

Entry (2/2)20  Namàna
Part of speech  21  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  22  [2.996] Naaman
Explanations in French  23  [2.996] Naaman
Vocabulary  24  Holy Scriptures
Biblical quotes  25  Chapters and verses mentioning Namàna

Anagrams  26  amanan, ananam, manana, mañana, manàna, Manana, mañaña, namana

Updated on 2022/04/17