Examples |
1 | Teto anefa, asa marina izahay na nifampitondra toy ny mpianadahy, na toy ny mpinamana fotsiny, na toy ny mpiara-mianatra.
[2.4]
|
2 | Ny tena kely nifanipazana tetsy sy teroa anefa, ny bitsibitsiky ny mpinamana, ny tohotsofin' izay vitsy nifampatoky, dia samy naneho izany avokoa.
[2.472]
|
|
Morphology |
Simple : |
mpinamana,
mpinamako,
mpinamanao,
mpinamany,
mpinamantsika,
mpinamanay,
mpinamanareo,
mpinaman',
mpinaman-,
mpinamam-,
mpinama- |
|