|
|
|
|

Entry (1/2)1  sakaiza
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Namana mifankazatra sy mifankatia amin' ny tena ka amborahana izay ao am-po sy izay manjo ny tena: Miaraka foana Ibalita sy Isambilo sakaizany
9  Enti-milaza koa lehilahy sy vehivavy mifangala-pitia any amin' ny takona (matetika, amin' ity hevitra ity, dia ampiana ny mpamaritra hoe ratsy: sakaiza ratsy [1.1]
Explanations in English  10  a friend, a companion; used of the opposite sex it means a paramour [1.7]
Explanations in French  11  ami, compagnon; amant [1.8]
Examples  12  Hitako, ambany aloka, ireo sakaiza. [2.270#125]
13  Hoy ny havana aman-tsakaizanareo eto Madagaskara [2.649#193]
14  dia mamangy ny rai-aman-dreny, sy ny lehibe, sy ny havana, sy ny sakaiza, dia manalitra vola jaka solombody akoho [2.48]
Analogs  15  tapaka, namana, mpifankatia, mahatoky, rano sy vary, fatidra, longo, tanan-kavia sy havanana, trano atsimo sy avaratra, mpirahalahy mizara dian' omby, mifampihinana ny manta sy ny masaka
Compound words 
Titles 
Proverbs  20  Proverbs containing the word sakaiza

Entry (2/2)21  sakaiza
Part of speech  22  noun
Vocabulary  23  Botany
Explanations in French  24  (au sens général : ami). Nom donné à un odi-tambavy, remède administré aux jeunes enfants. Voir aussi sakaizanankizy [Merina] [1.196]

Updated on 2023/08/01