|
|
|
|

Entry1  mpifankatia
Root  2  tia
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  amants [3.1]
Examples  6  mpifankatia hita faty tanaty rano [4.14]
7  Ohatra ny mpifankatia ela tsy nihaonana sahady izahay mianaka nony vao nifankahita [2.471]
8  Toy ny nafatotra ny vavan'ireo mpifankatia ireo, ary marina mihitsy ny tenin'ny lehilahy mpanoratra malaza hoe: "Ny fitiavana tsy tenenina no fitiavana lehibe sy ambony indrindra" (Wagner) [2.324]
Proverbs  9  Proverbs containing the word mpifankatia

Anagrams  10  mpanatifika, mpiantafika, mpifankatia, pifankatiam

Updated on 2023/01/20