|
|
|
|

Entry1  mpifankatia
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1]
Explanations in French  4  [3.1] amants
Examples  5  [4.14] mpifankatia hita faty tanaty rano
6  [2.471] Ohatra ny mpifankatia ela tsy nihaonana sahady izahay mianaka nony vao nifankahita
7  [2.324] Toy ny nafatotra ny vavan'ireo mpifankatia ireo, ary marina mihitsy ny tenin'ny lehilahy mpanoratra malaza hoe: "Ny fitiavana tsy tenenina no fitiavana lehibe sy ambony indrindra" (Wagner)
Root  8  tia
Proverbs  9  Proverbs containing the word mpifankatia

Anagrams  10  mpanatifika, mpiantafika, mpifankatia, pifankatiam

Updated on 2025/01/21