Entry | 1 vady tra-drafy |
Elementary words | 2 vady, tratra, rafy |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza ny vady izay tratran' ny rafivaviny ao an-trano nefa mbola tsy voasaotra akory izy [1.1] |
Explanations in French |
5 épouse recevant une rivale avant l'acte du divorce [1.3] |
Updated on 2023/01/01 |