Entry (1/2) | 1 rafy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 ireo vadin'ny mpampirafy [Taisaka]
[1.78] 4 Olona manohitra ny tena, mifanao an-daniny amin' ny tena 5 Olona mifaninana amin' ny tena 6 Vehivavy izay alain' ny vadin' ny tena ho vadiny koa: Rafivavin-dRasoa Ravao 7 Izay maka ny vadin' ny tena: Tsy nanaiky izy raha tsy naratrany ilay rafilahiny [1.1] |
Explanations in English |
8 an adversary, a rival [1.7] |
Explanations in French |
9 adversaire, rival [1.8] |
Derivatives |
|
Analogs | 15 rafilahy, rafivavy |
Compound words |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word rafy |
Entry (2/2) | 22 rafy |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 Anaran-kazo madinika, fanao ody kankana ny voany vao notazana, na indrindra ny hoditry ny fakany izay tena tsara fiasa saingy tsy azo omena ny ankizy (Moesa lanceolata) [1.1] |
Explanations in English |
25 a shrub. Same as voarafy [1.2] |
Explanations in French |
26 (mot d'origine africaine ; comparer à mrefu, nom Usambara de la même espèce). Maesa lanceolata Forssk. (Primulaceae). Fruits charnus, souvent administrés aux enfants comme vermifuge. Voir radoka. En médecine vétérinaire, on emploie plutôt la décoction des racines comme vermifuges pour les veaux et celle des feuilles comme odi-tsingala pour les bovins adultes. Les feuilles et écorces fraîches écrasées au mortier sont appliquées en emplâtres sur les manifestations de l'urticaire et d'autres dermatoses. Comme l'a déjà suggéré Perrier de la Bâthie, cet arbuste aurait pu être introduit à Madagascar volontairement par l'homme à une époque ancienne et s'y serait naturalisé. On le trouve dans toute l'Afrique tropicale, de l'Angola au Mozambique et de l'Égypte à l'Éthiopie et jusqu'en Arabie. [Merina]
[1.196] 27 [Bezanozano] 28 [Tsimihety] |
Vocabulary |
29 Botany: medicinal plants 30 Zoology: veterinary art |
Synonyms | 31 asaboratsy, voarafy |
Zoonyms |
|
Scientific name |
|
Anagrams | 34 fari-, fary, fira, rafi, rafy, rifa |
Updated on 2024/10/14 |