Entry | 1 asaboratsy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Zavamaniry fanao ody kankana ny voany vao notazana, na indrindra ny hoditry ny fakany izay tena tsara fiasa saingy tsy azo omena ny ankizy (Maesa lanceolata) |
Explanations in French |
4 [1.196] Maesa lanceolata Forssk. (Primulaceae). Fruits comestibles, donnés à manger aux enfants comme vermifuge. Décoction des racines administrée, suivie d'une purge à l'huile de ricin aux enfants qui souffrent de vers intestinaux. [Betsimisaraka]
|
Vocabulary |
5 Botany: grass |
Synonyms | 6 rafy, voarafy |
Scientific name |
|
Updated on 2024/12/10 |