Entry |
mandrafy
(rafy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mankahala, manao ho fahavalo [1.1]
|
Explanations in English | To oppose one in one's mind, but not to resort to open quarrel. [1.2]
|
| To hate, to be jealous of; to rival [1.7]
|
Explanations in French | Haïr, jalouser; être rival de [1.8]
|
Examples |
1 | fa isika tsy mandrafy olona tsy miady amintsika.
[2.366]
|
2 | ary ivaroty tsara fa aza mandrafy olona tsy miady amin' ny tena.
[2.366]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
mandrafy |
Past : |
nandrafy |
Future : |
handrafy |
Imperative : |
mandrafèsa |
|
|